ACCUEIL | CONTACT | COUP D’ÉTAT 2009 | MOUVANCE RAVALOMANANA | VAOVAON'I NENY
  • samedi 18 mai 2013

    Antso sy toro-mariky ny Filoha Marc Ravalomanana anio 18/05/2013+ Kabary "Neny" teny Itaosy [+andian-tsary]


    marc-lalao-ravalomanana-kabary.jpg

    Nanome vaovao sy nitafa mivantana tamin'ireo vahoaka vory maro be teo amin'ny kianjan'ny finoana indray androany ny Filoha Marc Ravalomanana.Tamin'izany no nitondràny fanazavàna sy nanomezany toky ny vahoaka Malagasy fa ara-dalàna ny filatsahan-kofidian'i "Neny".

    vendredi 17 mai 2013

    Candidature d’Andry Rajoelina: Un coup fourré de la France


    françafrique-rajoelina-France.jpg

    La candidature surprise et controversée d’Andry Rajoelina continue d’alimenter les débats sous les chaumières. Elle risque de capoter le processus électoral actuel. La France serait derrière ce coup pour préserver ses intérêts dans le pays. La France sent le couteau sous la gorge après l’entrée en lice de Lalao Ravalomanana dans la course à la magistrature suprême. Elle sentait surement ses intérêts menacés par la famille Ravalomanana. Et puis, les têtes débauchées de la cellule chargée des affaires africaines et malgaches de Quai d’Orsay, avec l’aval de l’Elysée, se sont creusées les méninges et essorent leur poignée pour trouver urgemment une alternative pour torpiller la candidature de Lalao Ravalomanana avec des méthodes irraisonnables, quitte à ridiculiser son poulain Andry Rajoelina, puis de sacrifier la popularité de celui-ci déjà en constant dégringolade.

    jeudi 16 mai 2013

    Tahotra safidim-bahoaka: Tsy mipetra-potsiny ny mpanongam-panjakàna sy ny reny malalany ao ambadik'i Fransafrika



    françafrique-ravalomanana-neny.jpg

    Ampy izay !Mifohaza ry Malagasy.Ny safidy sy haitraitran’ny mpanongam-panjakàna sy ny firenen-dehibe reny malalany ve no hatao eto sa ny safidin’ny vahoaka Malagasy ?

    Nandritra ny efa-taona ny vahoaka Malagasy no natao takalon’aina ara-politika noho ny fitiavan-tenan’olom-bitsy.Ary nandritra izay efa-taona nanjombona feno fahoriana izay dia tsy tahotra tsy henatra fa dia miharihary toy ny tafika andrefan-tanàna ny fanampiana sy fanohanan’i Lafrantsa ny olony nanomboka tamin’ny fanonganam-panjakàna ny taona 2009 ka mandraka ankehitriny.

    Related Posts Plugin for WordPress, Blogger...