RADIO LONGO MADAGASIKARA

ACCUEIL | GALERIE PHOTO | COUP D’ÉTAT 2009 | TIAKO I MADAGASIKARA | COMMUNIQUES |
  • Fisaorana avy tamin'ireo mpiasan'ny Radio Fahazavàna

    Hariva, vao avy nivoaka ny fonjan'Antanimora

    Matio 25:36 “… Fa tao an-tranomaizina aho dia novangianareo …”

    Izahay 10 mianadahy mpiasan’ny Radio Fahazavana nofonjaina dia misaotra an’Andriamanitra Ray nahary nanafy hery anay ary maneho ny fankasitrahana sy fankatelemana an’izay rehetra nitrotro am-bavaka sy nampahery ary nitondra fanampiana:


    - Ny Filohan’ny FJKM, ny Birao Mpiandraikitra Foibe

    - Ny Filoha mpanampy FJKM, Atoa RAVALOMANANA Marc

    - Ny Synodam-paritany sy ireo mpitandrina rehetra

    - Mpiasa rehetra eo anivon’ny Foibe FJKM- Ireo Fiangonana sy ny vahoaka kristianina tsy akanavaka manerana an’i Madagasikara

    - TIKO GROUP

    - Ny mpiara-miasa Radio Fahazavana

    - Caravane des Femmes pour la paix

    - MAMRE

    - Ny Fianakaviana

    - Ny GTT Madagasikara sy Iraisam-pirenena

    - Ny Collectif de Journalistes sy ireo mpanao gazety namana tsy nahafoy

    - Fikambanana ara-politika Ankolafy telo

    - Ny Fikambanana tsotra

    - Olontsotra tsy mitonona anarana maro be

    - Ny Fokontany Alarobia Amboniloha

    - Sy ireo maro hafa tsy voatanisa

    Andriamanitra manankarem-pahasoavana anie hamaly fitia anareo!


    IZAHAY 10 MIANADAHY

    Aucun commentaire:

    Enregistrer un commentaire