RADIO LONGO MADAGASIKARA

ACCUEIL | GALERIE PHOTO | COUP D’ÉTAT 2009 | TIAKO I MADAGASIKARA | COMMUNIQUES |
  • RAVELOSON CONSTANT:“Tsy ananam-pitiavana ny raharaham-pirenena” / TGV : maninona no mitomany fitiavana amin’ny vahoaka? (+vidéo)/(COLLECTIF GTT)


    Tsy tahotra tsy henatra dia novaina ho “fitiavana” ny teny filamatra ijoroan’ny Repoblika. Mitomany fitiavana I TGV satria mahafantatra ihany fa namoa-doza teto amin’ny firenena. Dia tereny hanaiky ny hadalany ny mpiray tanindrazana noho ny fitiavana. Tereny hanadino ny fandorany an’I Madagasikara ny harem-bakoka satria haorina eo ambony fitiavana ny Firenena. Tereny hamaha ny fo amin’ny mpitondra
    Magrovahoaka hovonoina ny Malagasy satria manam-pitiavana. Etsy an-daniny anefa rehefa hampandany an’ilay lalàm-panorenana hanamasinana mpanongam-panjakana dia basy no arangaranga eraky ny tanàna. “Tsy ananam-pitiavana ny raharaham-pirenena” hoy Raveloson Constant “fa rehefa te-hanongam-panjakana dia mahatatesa ny onjany”.
    Vakio eto tohiny+ VIDEO :http://collectif-gtt.org/content/11102010-tgv-maninona-no-mitomany-fitiavana-amin-ny-vahoaka-vid-o

    Aucun commentaire:

    Enregistrer un commentaire