RADIO LONGO MADAGASIKARA

ACCUEIL | GALERIE PHOTO | COUP D’ÉTAT 2009 | TIAKO I MADAGASIKARA | COMMUNIQUES |
  • Antso avo: Firaisan-kinan'ny vahoaka malagasy

    antso-avo-firaisan-kina.jpg

    ALAROBIA 10 NOVAMBRA & ZOMA 12 NOVAMBRA

    STADE MALACAM ANTANIMENA 
    AMIN'NY 1 ORA TOLAKANDRO

    Malagasy aho, Malagasy isika!

    Ao anatin'ny kizo tanteraka i Madagasikara.

    Manana adidy hamaha ny olana izaho sy ianao.

    Hiara-hijoro isika hampandresy ny fametrahana tetezamita iombonana eken'ny Malagasy tsy vaky volo sy ankatoavin'izao tontolo izao.

    Raiso ho andraikitra ny fahatongavanao maro.

    Entano ny namana!

    Isika miaraka no fandresena!

    Aucun commentaire:

    Enregistrer un commentaire