RADIO LONGO MADAGASIKARA
ANTSON'NY FILOHA MARC RAVALOMANANA ANIO 14 JAN 2012
Holazaiko aminareo ny fotoana sy ny andro ahatongavako, hoy ny Filoha Ravalomanana. Tamin’ny hafaliana sy ny fanantenana tokoa no nandraisan’ny mpitolona izany tenin’ny Filoha izany ary tsindrin-daona ny tsirairay miandry ny fotoana hilazany izany, amin’ny alarobia izao araka ny voalazany(...). HENOY ETO NY ANTSO
http://www.tim-madagascar.org/
Inscription à :
Publier les commentaires (Atom)
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire