RADIO LONGO MADAGASIKARA

ACCUEIL | GALERIE PHOTO | COUP D’ÉTAT 2009 | TIAKO I MADAGASIKARA | COMMUNIQUES |
  • Affichage des articles dont le libellé est Taniko i Madagasikara. Afficher tous les articles
    Affichage des articles dont le libellé est Taniko i Madagasikara. Afficher tous les articles

    "Neny" Lalao Ravalomanana: "Vonona aho hanangana ny rava..." (VIDEO+ANDIAN-TSARY)


    neny-avaradrano-tim.jpg

    Tonga nanontrona sy nanome voninahitra ny kongresin'ny antoko Taniko i Madagasikara teny Avaradrano i "Neny" Lalao Ravalomanana anio.Tamin'ny kabary feno hafaliana sy fahavononana ary finoana tanteraka no nanentanan'i Neny ny fotoana,ary dia tehaka sy hoby ary fahavononana ihany koa no nasetr'ireo vahoaka izay nanatrika izany kongresy izany.Vonona aho hoy i Neny hanangana ny rava.

    Araho eto ny kabary androany: