Niditra mivantana nitafa tamin'ny vahoaka tetsy amin'ny Magro Behoririka ny Filoha Ravalomanana io folakandro io.Tamin'izany no nitondrany vaovao sy fanazavana misimisy kokoa mikasika ny toe-draharaham-pirenena eto Madagasikara ankehitriny.Nampiomana sy nanome toky ny vahoaka ny tenany fa ho avy tsy ho ela.
Nous, les peuples Malagasy pro-RAVALOMANANA Marc, notre seul président. Nous voulons que notre MADAGASCAR revient aux Malagasy, pas à andry rajoelina et consorts. Nous ne voulons pas la nouvelle système de colonialisation moderne perpetré par l'etat FRANCAIS et sarkozy
RépondreSupprimerNous voulons Marc RAVALOMANANA revenir a MADAGASCAR.