Sarony tsindrio aza avela hivoaka
ny rano mandroatra !
Fa torak'izany ny hevi-bahoaka
tsy avela hitroatra.
Farany mantsy tsy maintsy mipoaka
ny sarom-bilany
Tsy maintsy mandrodana koa ny vahoaka
raha maimbo ny ràny!
ny rano mandroatra !
Fa torak'izany ny hevi-bahoaka
tsy avela hitroatra.
Farany mantsy tsy maintsy mipoaka
ny sarom-bilany
Tsy maintsy mandrodana koa ny vahoaka
raha maimbo ny ràny!
Georges Andriamanantena
HATRENY MAHAMASINA KA HATRENY AMBOHIJATOVO,HATRENY ATSONJOMBE KA HATRENY @ KIANJAN'NY FAHAMARINANA,HATRENY ALAROBIA KA HATRANY ANTSIRABE SY IREO FARITANY MARO,ENY!HATRANY AMPITAN-DRANOMASINA AZA DIA TSY MISY MIALA IREO VAHOAKA FA MITOLONA HATRANY...MANDRAPAHATONGAN'NY FANDRESENA...
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire