RADIO LONGO MADAGASIKARA

ACCUEIL | GALERIE PHOTO | COUP D’ÉTAT 2009 | TIAKO I MADAGASIKARA | COMMUNIQUES |
  • Niverina an-kianja Tonton Ambroise: "Tanjona iray ihany no ho banjinina,dia ny filan’i TGV"


    Mila manambatra hery ny mpanohitra, ary tsy ilaina ny manao ranon’Ikopa ka tonga namana vao mavomavo. Fantatra izao fa dia nanapakevitra ny hiverina hiaraka amin’ny ankolafy telo Ambroise Ravonison. “Tanjona iray ihany no ho banjinina” hoy ny iraka amin’ny Tonton Ambroise “dia ny filan’ny TGV. Mihidy amin’ny TGV tanteraka ankehitriny ny fon’ny Malagasy”, ho an’ireo izay mbola tsy nanidy ny fony dia nanainga azy ireo ity mpiasam-panjakana ity. Nanakoako teo aminny kianjan’ny Finoana ny “HIDIO, HIDIO, HIDIO”.

     Araho ato vaovao sy horonan-tsary(VIDEO) mifandraika amin'izany:VIDEO/Niverina an-Kianja Tonton Ambroise:"Tanjona iray ihany no ho banjinina,dia ny filan’i TGV".

    http://collectif-gtt.org/

    Aucun commentaire:

    Enregistrer un commentaire