RADIO LONGO MADAGASIKARA

ACCUEIL | GALERIE PHOTO | COUP D’ÉTAT 2009 | TIAKO I MADAGASIKARA | COMMUNIQUES |
  • Fanambarana avy amin'ny CMSP (KOMITY MIARAMILA HO AN’NY FANAVOTAM-PIRENENA)


    FANAMBARANA ASABOTSY 20 NOVAMBRA 2010

    KOMITY MIARAMILA HO AN’NY FANAVOTAM-PIRENENA


    Miantso anareo mpitondra fanjakana amin’izao fotoana izao izahay Komity Miaramila ho Fanavotam-pirenena :

    1. Raha tianareo hisy ny fifanarahana sy firesahana dia miangavy anareo izahay hampitsahatra miaraka amin’ny vava ny fidaroanareo ny olona, ny vahoaka maneho ny heviny.

    1. Androany misy fivoriana izay ataon’ireo olona terem-panahy hilaza sy hanambara amin’ny vahoaka ny fahitany ny toe-draharaham-pirenena amin’izao fotoana izao, Miangavy anareo izahay hamela malalaka an’ireo olona ireo haneho ny heviny.

    1. Farany, fantatray fa nisy vola 07 miliara nalain’ny tompon-andraikitra, ny ministra ny forces armées amin’izao fotoana izao tao amin’ny Banky Centrale omaly. Manontany izahay hoe : Atao inona izany vola izany, ary Aiza no andefasana an’izany ?? Sao dia hentina hamiravirana ny miaramila hamonoana ireo vahoaka tsy mitovy hevitra amin’ny fanjakana amin’izao fotoana izao.



    TRADUCTION LIBRE

    LE COMITE MILITAIRE POUR LE SALUT NATIONAL

    Nous lançons un appel aux tenants du  pouvoir actuel

    1. Si vous volez vraiment dialoguer et négocier, nous vous demandons de cesser immédiatement toutes agressions contre les citoyens et le peuple qui veulent exprimer leurs visions.

    1. Des gens de bonne volonté vont s’exprimer aujourd’hui pour expliquer leur vision leur des affaires nationales actuelles. Nous vous demandons de laisser ces gens exprimer librement leurs opinions.


    1. Enfin, nous savons que le ministre des forces armées a retiré hier la somme de Sept Milliards Ariary (7.000.000.000) à la Banque Centrale. Nous voudrons savoir la destination de cet argent car nous doutons que c’est, encore une fois, dans le but d’amadouer les militaires pour agresser le peuple qui n’est pas du même avis que le pouvoir actuel.

    Aucun commentaire:

    Enregistrer un commentaire