Mahazo mahatoky ianao ry Dada fa ny zanakao (www.manara-dalana.webs.com) dia manohana sy manantena ny fiverenanao, ary mampanantena anao fa zakanay tsara ny anaran-dRainay satria ny anaran-dRay tsy enti-miondrika
Mba mangataka ny andefasana Television Par Satellite,fa leo vandivandy ny TVM izahay zanakao aty am Faritany.Mba te hahafantatra ny tena zava misy marina.Misaotra mialoha ry Dadamalalanay.
Miandry anao foana ireto zanakao dada ah!
RépondreSupprimerAndriamanitra hanome hery sy tanjaka anao mandrakariva, tsy ho ela dia ho todisoa an-tanindrazana ny Filoha maminay
RépondreSupprimerMahazo mahatoky ianao ry Dada fa ny zanakao (www.manara-dalana.webs.com) dia manohana sy manantena ny fiverenanao, ary mampanantena anao fa zakanay tsara ny anaran-dRainay satria ny anaran-dRay tsy enti-miondrika
RépondreSupprimerHappy Birthday to you Mr Président - Nothing compares to what you've done - Miss you dada
RépondreSupprimerMba mangataka ny andefasana Television Par Satellite,fa leo vandivandy ny TVM izahay zanakao aty am Faritany.Mba te hahafantatra ny tena zava misy marina.Misaotra mialoha ry Dadamalalanay.
RépondreSupprimer