RADIO LONGO MADAGASIKARA

ACCUEIL | GALERIE PHOTO | COUP D’ÉTAT 2009 | TIAKO I MADAGASIKARA | COMMUNIQUES |
  • ANTSO SY FISAORANA ARY HAFATRA AVY @ FILOHA MARC RAVALOMANANA ANIO 12 DESAMBRA 2010


    prm-birthday-20101212-tx

    5 commentaires:

    1. Miandry anao foana ireto zanakao dada ah!

      RépondreSupprimer
    2. Andriamanitra hanome hery sy tanjaka anao mandrakariva, tsy ho ela dia ho todisoa an-tanindrazana ny Filoha maminay

      RépondreSupprimer
    3. Mahazo mahatoky ianao ry Dada fa ny zanakao (www.manara-dalana.webs.com) dia manohana sy manantena ny fiverenanao, ary mampanantena anao fa zakanay tsara ny anaran-dRainay satria ny anaran-dRay tsy enti-miondrika

      RépondreSupprimer
    4. Happy Birthday to you Mr Président - Nothing compares to what you've done - Miss you dada

      RépondreSupprimer
    5. Mba mangataka ny andefasana Television Par Satellite,fa leo vandivandy ny TVM izahay zanakao aty am Faritany.Mba te hahafantatra ny tena zava misy marina.Misaotra mialoha ry Dadamalalanay.

      RépondreSupprimer