Roa taona mahery izao no miaina ao anaty fijaliana sy fahantràna ny vahoaka Malagasy. Vokatry ny fanonganam-panjakàna nataon-dRajoelina sy ireo mpiakarama an’ady nanohana azy dia ao anaty aizina ankehitriny ny firenena. Na teo aza ny fampitahorana sy ny fampijaliana tao anaty jadona dia tsy nitsahatra ny mpandala ny ara-dalàna nitaky hatrany ny famerenana ny laoniny eto amin’ny Tanindrazana.(...)TOHINY
http://www.tim-madagascar.org/
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire