RADIO LONGO MADAGASIKARA

ACCUEIL | GALERIE PHOTO | COUP D’ÉTAT 2009 | TIAKO I MADAGASIKARA | COMMUNIQUES |
  • Antso sy hafatra avy amin'ny Filoha Marc Ravalomanana anio 06 aogositra 2011


    Nitafa mivantana tamin'ny vahoaka indray androany ny Filoha Ravalomanana Marc,ary tamin'izany no nitondrany fanamarihana sy ny tsara ho fantatra rehetra indray mikasika ny toe-draharaham-pirenena Malagasy ankehitriny.Hentitra ny tenany ary nampilaza ny vahoaka izy mba tsy ho mora andairan'ny vaovao tsy marina izay minia misy manaparitaka ankehitriny. HENOY ETO NY ANTSO

    http://www.tim-madagascar.org/

    Aucun commentaire:

    Enregistrer un commentaire