RADIO LONGO MADAGASIKARA

ACCUEIL | GALERIE PHOTO | COUP D’ÉTAT 2009 | TIAKO I MADAGASIKARA | COMMUNIQUES |
  • Maty hasina tanteraka ny Firenena!!!Mijoroa ianao ry Malagasy.


    Atao ahoana tokoa no hanakipy ny maso na hanao sary tsy mahita ny loza mihantra izay mikiky sy mamono ny Firenena ankehitriny.Efa ho roa taona sy tapany izao no nahatafalatsaka tanteraka an’i Madagasikara tao anatin’ny haizina mangitsokitsoka izay mbola tsy ahitana fanafany hatramin’izao taorian’ny fanonganam-panjakàna feno habibiana nataon’ireo mpitondra ao amin’ny tetezamita FAT ankehitriny.(...) Hamaky ny tohiny


    http://ttakelaka.blogspot.com/2011/08/maty-hasina-tanteraka-ny.html

    Aucun commentaire:

    Enregistrer un commentaire