
Isan’ny Ministera bodoin’i Andry Rajoelina sy ny ekipany ny Ministeran’ny Vola sy ny teti-bola ary nahavitana “tapage médiatique”mihitsy ny fanadiovana an’i Hery Rajaonarimampianina izay mitana io andraikitra io ankehitriny. Arak’ireto antotan-taratasy zaraina amintsika ireto dia mazava ny antony tsy ahafoizan-dRajoelina an’ity mpiara-miombon’antoka aminy ity. Nolazaina fa azo antoka sy madio Rajaonarimampianina saingy voaporofo ankehitriny fa mifampisasaka amin-dRajoelina ity Ministra FAT ity indrindra amin’ny fanodikodinana volam-bahoaka sy ny fanondranana andramena. Anjaran’ny isam-batan’olona no mieritreritra aorian’izany ny fanapahan-kevitra tokony horaisiny satria tena fahavalom-pirenena ny olona toa itony.(...) HAMAKY NY TOHINY
http://collectif-gtt.org/
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire