RADIO LONGO MADAGASIKARA

ACCUEIL | GALERIE PHOTO | COUP D’ÉTAT 2009 | TIAKO I MADAGASIKARA | COMMUNIQUES |
  • Tohizo ny fanehoana hevitra sy ny marina !


    Nazava ny hafatra nomen’ny Filoha Ravalomanana tamin’ny valandresaka nataony tamin’ny mpanao gazety : Tsy miray tsikombakomba amin’ny tsy ara-dalàna ny ankolafy Ravalomanana ary tsy hiditra anaty governementa tarihin’i Beriziky satria tsy ara-dalàna ny fanendrena an'Atoa Beriziky ho PM satria mandika ny artikla fahadimin'ny tondrozotra, ary tsy tanteraka ny voalaza ao amin’ny tondrozotra : Ny famoahana ny gadra politika, ny fampodiana ireo sesi-tany, ny fanalalahana ny fahafahana miteny aloha izay vao manangana ny governemanta.(...) HIHAINO SY HAMAKY NY TOHINY


    http://www.tim-madagascar.org/

    Aucun commentaire:

    Enregistrer un commentaire