RADIO LONGO MADAGASIKARA

ACCUEIL | GALERIE PHOTO | COUP D’ÉTAT 2009 | TIAKO I MADAGASIKARA | COMMUNIQUES |
  • Fankalazana ny fetin'i Dada tetsy amin'ny Magro Behoririka


    Feno 62 taona androany Alatsinainy 12 Desambra 2011 ny Filoha Ravalomanana Marc. Tsy navelan'ny zanak'i Dada handalo fotsiny izany tsingerintaona izany, fa nisy ny hetsika lehibe notanterahana tetsy amin'ny Magro Behoririka androany. Ireo mpanankanto zanak'i dada no nanafana ny sehatra. Nisy ihany koa ireo tononkalo isan-karazany noantsaina teny an-toerana. Tao anatin'ny filaminana avokoa no nanatanterahana izany. Sary. Tonga teny an-toerana ireo mpikambana sasantsasany avy amin'ny governemanta ankolafy Ravalomanana, ireo mpikambana ao amin'ny Cst sy Ct ary ny mpitondra tenin'ny filoha Ravalomanana Andriamatoa Guy Rivo Randrianarisoa. HAMAKY NY TOHINY

    http://www.tim-madagascar.org/

    Aucun commentaire:

    Enregistrer un commentaire