RADIO LONGO MADAGASIKARA

ACCUEIL | GALERIE PHOTO | COUP D’ÉTAT 2009 | TIAKO I MADAGASIKARA | COMMUNIQUES |
  • Horonan-tsary fanentanana fitsenana ny Filoha Marc Ravalomanana Ivato 21 Janoary 2012

    fitsenana-ravalomanana-ivato.jpg





















    AMPITAPITAO, ZARAZARAO: FITSENANA NY FILOHA MARC RAVALOMANANA NY SABOTSY 21 JANOARY 2012 IZAO ENY @ SERANAM-PIARAMANIDINA IVATO.

    TONGAVA MARO HITSENA NY MAHERIFO

    …KA SAHIA ANDEHA HIARA-DIA, AZA KANOSA FA AVIA!!!


    1 commentaire:

    1. Ao tsara, ary dia manotrona am-bavaka izahay!
      Tokony hatao izay hahitan'ny any ambanivohitra rehetra any azy ity.
      Samia mandray andraikitra, alao hery fa aina ity hoy Rainimanonja!

      RépondreSupprimer