RADIO LONGO MADAGASIKARA

ACCUEIL | GALERIE PHOTO | COUP D’ÉTAT 2009 | TIAKO I MADAGASIKARA | COMMUNIQUES |
  • Fanambaràna nataon'Atoa Tojo Ravalomanana


    Fisaorana an'Andriamanitra lehibe no ataonay mivady tsy maty fo aman'aina.Ary dia mitrotro am-bavaka mandrakariva ho an'izay manenjika anay izahay. Ny alatsinainy alina 06 Febroary 2012 dia tonga teto an-tanànanay ny DST. Namaky sy nitifitra ny tato an-trano izy ireo nefa dia fantany tsara fa izahay mivady dia tato anatiny.(...) HAMAKY NY TOHINY

    http://collectif-gtt.org/

    1 commentaire:

    1. ny fangatahanay ry zareo dia ny mba itadiavana hevitra farany zay haingana hahafahan'ny filoha Ravalomanana tonga eto!mila mandroso fa anjakazaka ohatr'izao foana ireo!tsisy solution afa tsy zay!fa raha mbola Rajoelina sy ny frongony no eo,dia minoa ahy marimarina ianareo fa tsy ho ny zanany tsony fotsiny no ho ampiorohoron'ireo fa ireo vahoka rehetra tsy mba manana basy!ka ny ahy ny fangatahako dia ny fitadiavana hevitra faran'izay aingana hodian'Andriamatoa Marc Ravalomanana eto!mazava nge zao fa miantsy ary mitady force ifanenjana amny mintsy ny tarik'i Andry Rajoelina e!zany tokony hiertrertra fomba hanerena azy ara tafika mihitsy ahafahana mampiditra ny filoha Ravalomanana eto!raha atao @ fomba malefaka ohatr'ireny foana io tsy ho tanteraka mihintsy!efa arangarangan-dry zalahy mpanongam'panjakana reo mintsy mantsy fa basy ny azy ka aona!!vitatsika miaraka @ vahoaka ny mandrava ireo mpampiororo eto Madagascar reo raha mba manana tosika ara-tafika isika!mba henoy anie ny kabarin-dry Alain Ramaroson refa miteny e!mampitaotra foana satri oe any amny ny basy!asehony fa mafia izy e!sao dia tokony hoeritreretina ihany ny ampifanandrinana azy reo @ force mitovy aminy!

      RépondreSupprimer