Raha natao ny fanombanana!
Nojerena ny
tantara.
Dia ianao
Ravalomanana!
No tena rain’i Gasikara.
Ny Malagasy
no nifidy,
Tamim-pitia
tsy ankaterena!
Dada no
fanalahidy,
Mampandroso
Firenena!
Ka na eo ny
herisetra!
Fanaratsiana
sesilany.
Tokana ny
tarigetra!
Ravalomanana hatrany.
D.R.
*Aingam-panahy sy diam-penin'ny namana mpisera iray

Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire