RADIO LONGO MADAGASIKARA

ACCUEIL | GALERIE PHOTO | COUP D’ÉTAT 2009 | TIAKO I MADAGASIKARA | COMMUNIQUES |
  • Ry Malagasy namana!



    Ho fiarovana ny Zo sy Safidin’ny Malagasy,

    Ho fanoherana ny mpanongam-panjakàna sy ho famerenana haingana ny demokrasia,

    Ho fanarenana haingana ny Firenena miaraka amin’I Dokotera Jean-Louis Robinson:
    Dia antsoina ianao mpandala ny ara-dalàna tsy ankanavaka , ho tonga amin’ny fihaonana izay hatao ny ALAHADY 10 novambra 2013 amin’ny 3 ora tsy diso

    6 rue de l’Isly – 75009 Paris M° St Lazare

    Fananganana ny Komity manohana an’i Jean-Louis Ribinson aty dilambato

    Ireo namana izay ivelan’i Paris na Frantsa dia afaka mifandray mivantana amin’ny skype : ComiteJLR
    Ny adidy tsy an’olon-dratsy koa tongava manefa ny anao fa soa ho an’ny Tanindrazana izany.


    Fifandraisana : comitejlr@gmail.com

    Aucun commentaire:

    Enregistrer un commentaire