RADIO LONGO MADAGASIKARA

ACCUEIL | GALERIE PHOTO | COUP D’ÉTAT 2009 | TIAKO I MADAGASIKARA | COMMUNIQUES |
  • Fanambaràna - Communiqué: "Le candidat Robinson Jean Louis n'a jamais déclaré qu'il acceptait déjà sa défaite...la victoire est totalement acquise."



    Fanambaràna

    Ny kandidà Robinson Jean louis dia mbola tsy nanambara mihitsy fa manaiky ny fahareseny izy. Ny nolazainy nandritra ny valandresaka nataony ho an'ny mpanao gazety tao amin'ny foibe ny ao Ambohimiandra dia ny hoe mahatoky ny fahendrena sy ny tsy fiandanian'ny CES izy. Nanambara koa izy fa azony ny fandresena satria misy ny porofo azo tsapain-tanana izay eo am-pelatanan'ny mpiaramiasa aminy, porofo izay efa napetraka teny amin'ny CES. Efa azo tanteraka ny fandresena.

    Noho izany, miantso antsika mpiara-dia aminy izy ho tony ary tsy hahatoky vaovao tsy ofisialy.


    Communiqué

    Le candidat Robinson Jean Louis n'a jamais déclaré qu'il acceptait déjà sa défaite. Il a simplement annoncé lors d'une conférence de presse donnée à son QG à Ambohimiandra, qu'il fait confiance à la sagesse et à l'impartialité de la CES. Il a aussi affirmé qu'il est totalement confiant sur sa victoire car avec les preuves matériels que son staff possède, et qui ont déjà été déposées à la CES, la victoire est totalement acquise.

    Ainsi, il appelle tous ses partisans au calme et surtout ne pas se fier à des informations non officiels.

    Aucun commentaire:

    Enregistrer un commentaire