Tonga omaly eto Madagasikara ireo miaramila frantsay mpampihofana 42 lahy hizara ny trai-kefany sy hanome fampianarana ny miaramila Malagasy.Voalaza fa tafiditra ao anatin’ny fiaraha-miasa ara-miaramila”Frantsay sy Malagasy”( Coopération militaire France - Madagascar) izao hetsika izao taorian’ny nandraisan’ny Filoha frantsay Nicolas Sarkozy an’Atoa Andry Nirina Rajoelina tany Parisy volana vitsy lasa izay.Hahazo fihofanana amin’izany ny toby miaramila 1°RFI Ivato, 2°RFI Antsiranana, 1°RTS Fiadanana, CAPSAT ao Soanierana ary ny EMGAM Andohalo. RADIO LONGO MADAGASIKARA
Affichage des articles dont le libellé est coopération militaire. Afficher tous les articles
Affichage des articles dont le libellé est coopération militaire. Afficher tous les articles
Fiaraha-miasa ara-miaramila"Frantsay sy Malagasy"-Inona no mahamaika?
Tonga omaly eto Madagasikara ireo miaramila frantsay mpampihofana 42 lahy hizara ny trai-kefany sy hanome fampianarana ny miaramila Malagasy.Voalaza fa tafiditra ao anatin’ny fiaraha-miasa ara-miaramila”Frantsay sy Malagasy”( Coopération militaire France - Madagascar) izao hetsika izao taorian’ny nandraisan’ny Filoha frantsay Nicolas Sarkozy an’Atoa Andry Nirina Rajoelina tany Parisy volana vitsy lasa izay.Hahazo fihofanana amin’izany ny toby miaramila 1°RFI Ivato, 2°RFI Antsiranana, 1°RTS Fiadanana, CAPSAT ao Soanierana ary ny EMGAM Andohalo.
Libellés :
coopération militaire,
frantsay,
Madagasikara,
miaramila
Inscription à :
Articles (Atom)