RADIO LONGO MADAGASIKARA
Affichage des articles dont le libellé est parlemantera TIM. Afficher tous les articles
Affichage des articles dont le libellé est parlemantera TIM. Afficher tous les articles
Vita ny “inventaire” ao amin’ny parlemantera TIM (+vidéo) (Exclusivité Collectif-gtt.org)
Nambaran’ny depiote Yves-Aimé Rakotoarison fa “vita niaraka tamin’ny fivoahan’ny listra CT sy CST an’ny FATE ny fanadiovana ao anivon’ny olom-boafidy TIM sy ny antoko”. Haneho amin’izao tontolo izao ny parlemantera TIM fa mbola maro an’isa ary mbola miady amin’ny hiverenan’ny Filoha RAVALOMANANA Marc. Aorian’izay dia hanamafy ny tolona iadiana amin’izao fizirizirian’olontokana izao. “Toherinay hatramin’ny farany izao fanaganana andrim-panjakana tsy iaraha-mitantana izao” hoy Yves-Aimé “satria tsy hahazo fankatoavana avy amin’ny fianakaviam-be iraisam-pirenena velively noho izany tsy vahaolana ho an’ ny firenena”.
Araho ato vaovao sy horonan-tsary fanadihadiana mikasika izany: http://collectif-gtt.org/content/13102010-vita-ny-inventaire-ao-amin-ny-parlemantera-tim-vid-o-exclusivit-collectif-gttorg
http://collectif-gtt.org/
Inscription à :
Articles (Atom)