RADIO LONGO MADAGASIKARA

ACCUEIL | GALERIE PHOTO | COUP D’ÉTAT 2009 | TIAKO I MADAGASIKARA | COMMUNIQUES |
  • Affichage des articles dont le libellé est Yves Aimé. Afficher tous les articles
    Affichage des articles dont le libellé est Yves Aimé. Afficher tous les articles

    Vita ny “inventaire” ao amin’ny parlemantera TIM (+vidéo) (Exclusivité Collectif-gtt.org)


    Nambaran’ny depiote Yves-Aimé Rakotoarison fa “vita niaraka tamin’ny fivoahan’ny listra CT sy CST an’ny FATE ny fanadiovana ao anivon’ny olom-boafidy TIM sy ny antoko”. Haneho amin’izao tontolo izao ny parlemantera TIM fa mbola maro an’isa ary mbola miady amin’ny hiverenan’ny Filoha RAVALOMANANA Marc. Aorian’izay dia hanamafy ny tolona iadiana amin’izao fizirizirian’olontokana izao. “Toherinay hatramin’ny farany izao fanaganana andrim-panjakana tsy iaraha-mitantana izao” hoy Yves-Aimé “satria tsy hahazo fankatoavana avy amin’ny fianakaviam-be iraisam-pirenena velively noho izany tsy vahaolana  ho an’ ny firenena”.
    Araho ato vaovao sy horonan-tsary fanadihadiana mikasika izany: http://collectif-gtt.org/content/13102010-vita-ny-inventaire-ao-amin-ny-parlemantera-tim-vid-o-exclusivit-collectif-gttorg
    http://collectif-gtt.org/