RADIO LONGO MADAGASIKARA

ACCUEIL | GALERIE PHOTO | COUP D’ÉTAT 2009 | TIAKO I MADAGASIKARA | COMMUNIQUES |
  • Hafatra avy amin'ny Filoha Marc Ravalomanana


    "Ry Vahoaka Malagasy. Hiverina ary hitodi-doha aty an-tanindrazana aho amin'ity herinandro ity. Matokia ianareo fa hijoro sy hiray hina isika ho an'ny malagasy tsy ankanavaka. Koa mitrakà ary mijoro fa tsy ho avelantsika ho lavo ny tanindrazantsika."

    Anio 15 febroary 2011.

    [Marc Ravalomanana]

    Koa araka izany dia manainga antsika vahoaka malagasy hihomana amin'izany ary haneho ny firaisankinantsika tanteraka hampijoro ny fahamarinana sy ny ara-dalàna. Holazaina amintsika eto ihany ny andinindininy.


    http://www.tim-madagascar.org/

    2 commentaires:

    1. manatena izahay, saingy aoka tsy ho diso fanantenana intsony, efa ela no nianadrasana anao Andriamatoa Filoha, vonona tokoa izahay hitsena sy haneho ny herinay manoloana ny vahoaka fozaorana

      RépondreSupprimer
    2. aza hapanatenana pokaty intsony izay,mino izay fa tena ho avy enao Andrematoa Filoha!vonjeo fa mijaly ny vahoaka malagasy,aza mataotra enao fa hiaraka aminao izay vahoaka.

      RépondreSupprimer