Maro ireo olona tonga nanohana azy telo mirahalahy dia ny Jeneraly Raoelina sy ny Kolonely Djadifar ary ny Kolonely Andriamihoatra teny Anosy, izay nohelohin'ny fitsaràna Fat tamin’ny volana aogositra 2010, hiasa anterivozona mandrapahafaty, tamin’ny fitsarana izay tsy natrehin’ireto voapanga ho tompon'andraikitry ny raharaha 7 febroary 2009.(...)HAMAKY NY TOHINY RAPPORT DU GÉNÉRAL RAOELINA SUR L'AFFAIRE DU 07 FÉVRIER 2009
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire