RADIO LONGO MADAGASIKARA

ACCUEIL | GALERIE PHOTO | COUP D’ÉTAT 2009 | TIAKO I MADAGASIKARA | COMMUNIQUES |
  • Antson'ny Filoha Marc Ravalomanana anio 4 aprily 2012

    ravalomanana-04-04-2012.jpg
    Ny Filoha Marc Ravalomanana

    "Hainareo ny niditra tao dia  ho hainareo koa ny mivoaka ao fa tsy hoe eo no manao mivoaka miditra, hainareo tsara ny manapa-kevitra..." hoy ny filoha Ravalomanana tamin'ny kabariny. Mazava tsara izay, ka aoka tsy hisy filazàna zavatra hafa noho izay.

    Any ampela-tanan'ireo niditra système ny fanapaha-kevitra. Mitazana ny vahoaka mitaky ny ara-dalàna. 

    HENOY ETO NY ANTSO 


    Tatitra an-tsoratra (Mydago.com) 


    Source: www.mydago.com
                    




    Aucun commentaire:

    Enregistrer un commentaire