RADIO LONGO MADAGASIKARA

ACCUEIL | GALERIE PHOTO | COUP D’ÉTAT 2009 | TIAKO I MADAGASIKARA | COMMUNIQUES |
  • Hetsika "Mandry ve ny ao an-tanàna?" - Atsimo andrefana


    hetsika-tolo-tanana-madagasikara.jpg
    « Mandry ve ny ao an-tanàna ? » : Hetsika iantsoana ny Malagasy tia tanindrazana izay tapaka tamin’ny fihaonana farany fa hatao ho fandraisana anjara amin’ny fanarenana ny firenena ary fikolokoloina ny fitiava-tanindrazana. 

    Ny faritra Atsimo andrefana no hisantarana izany hetsika izany miaraka amin’ireo zanaky ny faritra izay aty dilambato, ary koa ireo izay any an-toerana amin’ny alalan’ny antso an-taroby. Izao hetsika izao no atao dia ho fampahafantarana ny zava-misy eran’ny nosy, ara-toekarena sy ny zava-misy ara-politika. 

    Koa dia manainga antsika hanohana ireo mpiray tanindrazana amintsika.


    http://www.tim-madagascar.org

    Aucun commentaire:

    Enregistrer un commentaire