RADIO LONGO MADAGASIKARA

ACCUEIL | GALERIE PHOTO | COUP D’ÉTAT 2009 | TIAKO I MADAGASIKARA | COMMUNIQUES |
  • Marc Ravalomanana:"Tsy hihemotra ny movansa Ravalomanana, hajao ny safidin'ny vahoaka Malagasy." (+ VIDEO)


    ravalomanana-ces-élection.jpg

    Hentitra dia hentitra ny Filoha Marc Ravalomanana raha nitondra fanazavàna mikasika ny fivoaran'ny toe-draharaham-pirenena androany.Raha fintinina ny voalazany dia tsy hihemotra ny movansa Ravalomanana manoloana ny fanambaràna farany izay navoakan'ny vondrona SADC.



    "..tsy hanaiky hanala ny filatsahan'i Neny isika...hajao ny safidin'ny vahoaka malagasy...mahalala ny tokony ataony izy..."

    1 commentaire:

    1. Mankasitraka Dada a!Isika tsy mba naman'izay mihemotra.Ireo tsy matoky tena sy matahotra safidim-bahoaka no miafina ambadiky ny fihemorana sy fanakorontanana lava.Mankehery sady mitrotro ambavaka mandrakariva e!

      RépondreSupprimer