RADIO LONGO MADAGASIKARA

ACCUEIL | GALERIE PHOTO | COUP D’ÉTAT 2009 | TIAKO I MADAGASIKARA | COMMUNIQUES |
  • Fanambaran-dRamatoa Lalao Ravalomanana


    Ny Kandida RAVALOMANANA RAKOTONIRAINY Lalao dia manao izao fanambarana manaraka izao :

    - Aoka isika rehetra hilamina, ka aleo ny ankizy hanao fanadinana bakalorea am-pitoniana

    - Aoka koa isika rehetra ho tony sy hiray hina hatrany

    - Aoka hiandry ny toromarika rehetra avy aty amiko momba ny fanohizana ny tolona

    - Misaotra ny fahatsiarovan-tenantsika rehetra

    Aucun commentaire:

    Enregistrer un commentaire