RADIO LONGO MADAGASIKARA

ACCUEIL | GALERIE PHOTO | COUP D’ÉTAT 2009 | TIAKO I MADAGASIKARA | COMMUNIQUES |
  • Affichage des articles dont le libellé est Ankolafy Ravalomanana 26 Jiona 2013. Afficher tous les articles
    Affichage des articles dont le libellé est Ankolafy Ravalomanana 26 Jiona 2013. Afficher tous les articles

    26 Jiona 2013: Fanambaràna avy amin'ny Ankolafy Ravalomanana


    ankolafy_ravalomanana-26-06-2013.jpg


    Antananarivo, 26 jiona 2013

    Madagasikara : andro fankalazana ny Fahaleovantena. Mitodika amin'ny fifidianana Filohan'ny Repoblika ny saina.

    Madagasikara, 26 jiona 2013: Nanao antso avo ny Kandidà Lalao RAVALOMANANA tamin'ny fetin'ny Fahaleovantenam-pirenena, mba hanatontosana fifidianana malalaka sy mangarahara an-karihary ary mba hamaranana izao fahasahiranambe amin'ny politika izao.