Antananarivo, 26 jiona 2013
Madagasikara : andro fankalazana ny Fahaleovantena. Mitodika amin'ny fifidianana Filohan'ny Repoblika ny saina.
Madagasikara, 26 jiona 2013: Nanao antso avo ny Kandidà Lalao RAVALOMANANA tamin'ny fetin'ny Fahaleovantenam-pirenena, mba hanatontosana fifidianana malalaka sy mangarahara an-karihary ary mba hamaranana izao fahasahiranambe amin'ny politika izao.

