![]() |
| Safidin'ny basy sy ny safidim-bahoaka... |
Mihazakazaka dia mihazakazaka ny fizotran’ny
raharaham-pirenena satria dia efa hamaramparana ny volana janoary sahady isika
izao amin’ity taona vaovao ity.Taona izay hanatanterahana ny fifidianana
filoham-pirenena sy solombavambahoaka.Taona izay manamarika ihany koa ny faha
efa-taona nisian’ny fanonganam-panjakàna mavaivay teto amin’ny Firenena.
