RADIO LONGO MADAGASIKARA
Affichage des articles dont le libellé est collectif gtt. Afficher tous les articles
Affichage des articles dont le libellé est collectif gtt. Afficher tous les articles
Tsena mora TGV: Sao dia efa lasa fanodinana vola maloto aza ny firenena amin’izao?
Anjaran’ny mpandraharaha izay niara-niasa tamin’ny TGV indray izao no hiditra fatiantoka.” Rehefa vita izay nilainy dia mivadika aminareo indray TGV tahaka ny fomba izay mahazatra azy ary tsy hitany izay maharatsy azy” hoy Raveloson Constant. Amin’izao mantsy dia hihena be ny mpanjifa ny entana toy ny vary, ny savony ary ny menaka satria dia hihazakazaka ho eny amin’ny tsena mora avokoa izy ireo.
Mametraka ahiahy be Constant Raveloson ny mikasika ny vola entina hivianana izao entana mora vidy izao. Sao dia efa lasa fanodinana vola maloto aza ny firenena amin’izao?
ARAHO ATO VAOVAO SY HORONAN-TSARY(VIDEO) MIFANDRAIKA AMIN'IZANY: VIDEO RAVELOSON JEAN CONSTANT:Tsena mora TGV/Sao dia efa lasa fanodinana vola maloto aza ny firenena amin’izao?
http://collectif-gtt.org/
Inscription à :
Articles (Atom)