RADIO LONGO MADAGASIKARA

ACCUEIL | GALERIE PHOTO | COUP D’ÉTAT 2009 | TIAKO I MADAGASIKARA | COMMUNIQUES |
  • Marc Ravalomanana: " Tsy misy fankatoavana iraisam-pirenena eo raha tsy tafody aho"


    Hafaliana tanteraka ny an'ireo vahoaka marobe tonga tetsy amin'ny kianjan'ny finoana anio naheno ny antso mivantana nataon'ny Filoha Ravalomanana. Maro ny zavatra nantitranteriny tao fa ny tena notsindriany mafy sy nanomezany toky ny vahoaka dia ny hoe tsy misy fankatoavana iraisam-pirenena eo raha tsy tafody ny tenany.ARAHO ETO NY HORONAM-PEO

    http://www.tim-madagascar.org/



    Sary: Mydago.com

    Aucun commentaire:

    Enregistrer un commentaire