RADIO LONGO MADAGASIKARA

ACCUEIL | GALERIE PHOTO | COUP D’ÉTAT 2009 | TIAKO I MADAGASIKARA | COMMUNIQUES |
  • Andian-tsary nanamarika ny fitsaràna ny raharaha BANI tetsy Anosy


    Vory maro be ireo vahoaka, tonga nanotrona sy nanome hery ireo miaramila sy olon-tsotra maro notsaraina mikasika ny raharaha BANI. Araho eto ambany ireo an-dian-tsary mirakitra izany:
     
    bani-fitsarana.jpg
    Ny Jeneraly Raoelina sy Kolonely Koutiti ary ny Kolonely Maharavo

    bani-fitsarana2.jpg
    Ny Jeneraly Raoelina mivoaka ny fitsaràna

    bani-fitsarana3.jpg
    Ny Pr Ranjeva sy iray amin'ireo mpisolovavany

    bani-fitsarana4.jpg
    Ny Pr Ranjeva

    bani-fitsarana5.jpg
    Ny Jeneraly Raoelina sy ireo namany miaraka amin'ireo vahoaka tonga maro nanotrona azy

    bani-fitsarana7.jpg
    Jeneraly Raoelina sy Kolonely Koutiti

    bani-fitsarana8.jpg
    Pr Ranjeva nandritra ny fitsaràna azy

    bani-fitsarana9.jpg
    Jeneraly Raoelina, Jeneraly Rakotonandrasana sy ireo mpanotrona azy

    bani-fitsarana10.jpg
    Pr Ranjeva
    bani-fitsarana11.jpg
    Pr Ranjeva


    bani-fitsarana12.jpg
    Jeneraly Raoelina sy ireo miaramila namany ary ny vahoaka tonga nanotrona azy


    bani-fitsarana13.jpg
    Pr Ranjeva sy ireo mpisolovava

    bani-fitsarana14.jpg
    Ireo vahoaka taty ivelan'ny fitsaràna

    bani-fitsarana15.jpg
    Ireo vahoaka tao anaty fitsaràna

    bani-fitsarana16.jpg
    Ny Pr Ranjeva


    Naoty:Marihina fa ireo sary dia sary natambatra ary nalaina tao amin'ny Midi MadagasikaraExpress de MadagascarMydago.com

    Aucun commentaire:

    Enregistrer un commentaire