ARAHO SY HENOY ETO NY ANTSO: "...allo!!! allo...Dada ihany ity !"
Avy aty amin’i Dada RAVALOMANANA,
Mialoha ny fifidianana.
Miantso anareo aho avy aty Afrika atsimo,
Ka henoy tsara, aza misy adino,
Mandresy no toromarika,
Hoy Dada RAVALOMANANA Marc.
Fidio Dr. Robinson JEAN LOUIS.
Fa izy no Favori.
Tongava mifidy, na vavy na lahy,
Tongava mifidy, raha te-hampody ahy.
Fanambintsika no mandresy, amin’ity fifidianana ity,
Tongava ary fidio Dr. Robinson JEAN LOUIS.
Mandresy izy – Mandresy isika !
Averiko indray ho an’izay tsy mahalala,
Indrindra indrindra ho an'izay misalasala,
Tongava fidio, ny kandida laharana faha-33.
Fa izy no tohanantsika amin’ny fo manontolo,
Izy no Kandida atolotr’i Dada Ravalomanana,
Isika koa tsy matahotra fifidianana.
Fidio Dr. Robinson JEAN LOUIS,
Fa izy no FAVORI
Tongava zatsy izy, hamarana ny krizy.
Ny fandresentsika amin’izao fifidianana izao,
Dia miankina indrindra aminao,
Koa tongava, sahia miara-dia.
Hifidy an’i Dr Robinson JEAN LOUIS.
Mandresy no toromarika,
Avy aty amin’i Dada RAVALOMANANA Marc;
Ka tongava mifidy, efao ny adidy,
Ary mahaiza mifidy!
Fidio Dr. Robinson JEAN LOUIS,
1er tour dia vita,
Vita hatreo ny tetezamita .
Aza matahotra minoa fotsiny ihany.
Mialoha ny fifidianana.
Miantso anareo aho avy aty Afrika atsimo,
Ka henoy tsara, aza misy adino,
Mandresy no toromarika,
Hoy Dada RAVALOMANANA Marc.
Fidio Dr. Robinson JEAN LOUIS.
Fa izy no Favori.
Tongava mifidy, na vavy na lahy,
Tongava mifidy, raha te-hampody ahy.
Fanambintsika no mandresy, amin’ity fifidianana ity,
Tongava ary fidio Dr. Robinson JEAN LOUIS.
Mandresy izy – Mandresy isika !
Averiko indray ho an’izay tsy mahalala,
Indrindra indrindra ho an'izay misalasala,
Tongava fidio, ny kandida laharana faha-33.
Fa izy no tohanantsika amin’ny fo manontolo,
Izy no Kandida atolotr’i Dada Ravalomanana,
Isika koa tsy matahotra fifidianana.
Fidio Dr. Robinson JEAN LOUIS,
Fa izy no FAVORI
Tongava zatsy izy, hamarana ny krizy.
Ny fandresentsika amin’izao fifidianana izao,
Dia miankina indrindra aminao,
Koa tongava, sahia miara-dia.
Hifidy an’i Dr Robinson JEAN LOUIS.
Mandresy no toromarika,
Avy aty amin’i Dada RAVALOMANANA Marc;
Ka tongava mifidy, efao ny adidy,
Ary mahaiza mifidy!
Fidio Dr. Robinson JEAN LOUIS,
1er tour dia vita,
Vita hatreo ny tetezamita .
Aza matahotra minoa fotsiny ihany.
FARADOBOKA miaraka amin'i Dr ROBINSON Jean Louis 23 Oktobra 2013

Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire