Tongava soa ilay andro malaza e!Raha mba efa vonona izao ny MBS amin'io andro io dia ho tena lafatra tokoa.Tohizo sy amboary ny lalantsika miaraka amin'ny dada Ravalomanana e
Arahabaina Andriamatoa Marc Ravalomanana, arahabaina ny Tiako i Madagasikara fa nitady toko ka sendra vato.Ho fiaingàna vaovao tokoa anie manomboka eto satria dia tena mila an'izany ny firenentsika amin'izao toarana mampalahelo misy azy izao.Maleova mahalasàna e!
Tongava soa ilay andro malaza e!Raha mba efa vonona izao ny MBS amin'io andro io dia ho tena lafatra tokoa.Tohizo sy amboary ny lalantsika miaraka amin'ny dada Ravalomanana e
RépondreSupprimerArahabaina Andriamatoa Marc Ravalomanana, arahabaina ny Tiako i Madagasikara fa nitady toko ka sendra vato.Ho fiaingàna vaovao tokoa anie manomboka eto satria dia tena mila an'izany ny firenentsika amin'izao toarana mampalahelo misy azy izao.Maleova mahalasàna e!
RépondreSupprimer