RADIO LONGO MADAGASIKARA

ACCUEIL | GALERIE PHOTO | COUP D’ÉTAT 2009 | TIAKO I MADAGASIKARA | COMMUNIQUES |
  • Kongresin'ny antoko Tiako I Madagasikara 2015


    kongresy-tim-2015.mm


    Andriamatoa Marc Ravalomanana sy ny mpiara-dia aminy dia hanatanteraka kongresin'ny antoko " TIAKO I MADAGASIKARA" 2015.

    MAGRO Tanjombato

    Zoma 22, sabotsy 23 mey 2015 manomboka amin'ny 09 ora maraina

    kongresy-tim2-2015.jpg

    TONGA MIARAKA NO FANOMBOHANA

    MIASA MIARAKA NO FAHOMBIAZANA

    2 commentaires:

    1. Tongava soa ilay andro malaza e!Raha mba efa vonona izao ny MBS amin'io andro io dia ho tena lafatra tokoa.Tohizo sy amboary ny lalantsika miaraka amin'ny dada Ravalomanana e

      RépondreSupprimer
    2. Arahabaina Andriamatoa Marc Ravalomanana, arahabaina ny Tiako i Madagasikara fa nitady toko ka sendra vato.Ho fiaingàna vaovao tokoa anie manomboka eto satria dia tena mila an'izany ny firenentsika amin'izao toarana mampalahelo misy azy izao.Maleova mahalasàna e!

      RépondreSupprimer