RADIO LONGO MADAGASIKARA

ACCUEIL | GALERIE PHOTO | COUP D’ÉTAT 2009 | TIAKO I MADAGASIKARA | COMMUNIQUES |
  • Affichage des articles dont le libellé est TIM. Afficher tous les articles
    Affichage des articles dont le libellé est TIM. Afficher tous les articles

    Le TIM se réveille, le HVM perd son sang-froid


    tim_ravalomanana_elections.jpg

    Depuis la reprise en main par le président Ravalomanana du parti qu’il a créé, le Tim s’est remis en ordre de bataille pour affronter les prochaines échéances. Les démembrements du parti mis en veilleuse durant ces 5 dernières années se sont réveillés autour des congrès régionaux, mobilisant les militants et les adhérents sur des thèmes mettant en valeur le patriotisme, le courage et la fierté d’être malgache. La période de reconquête est en marche et ne laisse pas indifférents les autres partis.

    Marc Ravalomanana: Namory ireo mpiara-miasa akaiky aminy sy ireo mpitarika TIM...The time is now!


    The time is now...

    Nampivondrona ireo solontenan’ny Antoko TIM sy ireo fikambananaa miara-dia aminy ny filoha Ravalomanana teny Faravohitra. Nahitana solontena 250 no nanatrika izany teny an-toerana ka niompana tamin’ny fanazavana ny momba ny fahaiza mitantana, ny fampihavanana, ny fampatsiahivana ny zava-nitanga tamin’ny taona 2009 ny fihaonana tamin’izany. Nambaran’ny filoha Ravalomanana tamin’izany fa tsy misy zavatra mandeha eto raha tsy mipetraka ny fifampitokisana. 

    Anisan’ny tetika ho entiko ny fametrahana ny fifampitokisana.Ilaina ny fifampitokisana satria efa rava izany na eo anivo’ny fianakaviana, na ny fiaraha-monina na ny any ivelany ka tsy maintsy apetraka, ny famerenanana ny fanohananana, ny fiaraha-miasa ary ny fisian’ny fitoniana na "stabilité" eto amin’ny firenena ary ny fanantenana ka ireo no fototra ahahafana hiara hiasa.

    Hafatra sy fiarahabana avy amin'ny Filoha Marc Ravalomanana ho an'ny birao politika sy ny mpikambana ao amin'ny antoko Tiako I Madagasikara


    tiako_i_madagasikara1.jpg


    FIARAHABANA SY HAFATRA HO AN’NY BIRAO POLITIKA SY NY MPIKAMBANA REHETRA AO AMIN’NY TIAKO I MADAGASIKARA


    Misaotra an’Andriamanitra mandrakariva isika.

    Faly miarahaba anareo rehetra aho ianareo ao amin’ny birao politika izay tarihin’ny filoha RAZOARIMIHAJA solofonantenaina ny mpikambana rehetra ato amin’ny antoko, ianareo rehetra nitoto nahafotsy nahandro nahamasaka amin’ny fiverenan’ny antoko « Tiako I Madagasikara » amin’ny ara-dalàna eo amin’ny lafiny ara-panjakàna.

    TIM : Fanambarana ofisialy famerenana amin'ny laoniny


    tim-logo.jpg
     

    Nandre sy Nahita ary Nahatsapa ny fandikam-pitsipika goavana nataon’ireo olona tarihin’andriamatoa RAHARINAIVO Andrianatoandro ny Birao politikan’ny Antoko Tiako i Madagasikara.

    Ny Birao politika dia maneho ny fitsipahany marin-drano ireo fanambarana feno fitaka nolazaina fa amin’ny anaran’ny Antoko sy ireo fafi-lainga haelin’ireo antokon’olona nisitaka tamin’ny antoko ireo, ary koa manameloka ny fampiasan’izy ireo antsokosoko ny antontan-taratasy mikasika ny antoko Tiako i Madagasikara.

    Manoloana izany toe-javatra izany, Ny Birao politika dia manao izao fanamarihana manaraka izao :